Teny iditra masoandro (maso, andro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
¶ Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
¶ Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] the sun
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] soleil
¶ (figuré) le père, le souverain
  [Hallanger 1974] le soleil
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Rajaonarivelo: Bina] Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny masoandro ity (3): Ambohibemasoandro, Ambohijanamasoandro, Tsaramasoandro

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30