Teny iditra Masombika
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31