Teny iditra masontantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay désigne le « gâteau de cire », les alvéoles des abeilles. Encore appelé tranontantely [Boiteau 1997]
Ohatra Nahita masontantely feno mamy tao anaty hazo boboka hono ireto lalimanga iray tarika, ka avy hatrany dia nivolon-ko tompony ka nitsentsitra teo mandra-pahavokiny. [Rakotozafy: Ratsimba]

Teny iditra masontantely (maso, tantely)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin' omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy reticulum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay réticulum, réseau [de l'estomac des ruminants] [3.1]
 champ alvéolaire [SLP 1986]
 le « bonnet », l'une des poches de l'estomac du boeuf. Encore appelée vavonikena. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Mpanahaka  vahindrorohany ~ vavoninkena ~ vorivorinkena
Sary 

Teny iditra masontantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de maso : oeil, dans le sens de chose précieuse, et tantely : le miel, plante mellifère). Identifiée à Desmodium trifolium par Descheemaeker, Ravi-maitso 1975, p. 37. Probablement une erreur pour Desmodium triflorum DC. (Fabaceae) Usages médicinaux. Voir aussi masotantely, tranontantely. D'après les photos apportées par Descheemaeker, cette plante a été identifiée à : Alysicarpus nummularifolius DC. (Fabaceae). Sa décoction est administrée en cas de diarrhée douloureuse (kibo manenitra), employée aussi en lotions contre l'inflammation des yeux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Alysicarpus nummularifolius

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05