Teny iditra | matavy (tavy) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy ¶ Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [Rajemisa 1985] | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny matavy io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |