Teny iditra matoa (toa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay aîné [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 

Teny iditra matoa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31