Teny iditra matoky (toky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy
¶ Mametraka fianteherana, fitokiana amy...: Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao intsony aho
¶ Mino: Natoky ny filazany aho ka dia nandeha
¶ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao [1.1]
  [Tambahoaka] mino [1.78]
Haiendriteny 
matoky
natoky
hatoky
matokia, matokisa
Ohabolana 

Fivaditsoratra mitako, mitoka, motaky, motika, tomika, kamoty

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20