Teny iditra matomatotra (matotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995 takila 208] [duplicatif]
Ohatra  [Rajemisa: Fiteny 4, takila 100] Raha tsaraina amin' ny resany izy mivady, iza amin' izy ireo no tsapanao ho matomatotra kokoa eo amin' ny fisainana sy ny hevitra?

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31