Teny iditra matotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tomady, matanjaka
¶ Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona?
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 435] stout, muscular, powerful
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 438, Rajaonarimanana 1995 takila 208] robuste
  [Abinal 1888 takila 438] musculeux
  [Rajaonarimanana 1995 takila 208] mûr
Sampanteny 
Haiendriteny 
matotra
mato-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rabetsimandranto: Trimofoloalina] Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana;
2 [Ndema: Antakay, takila 11] Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka?
3 [Rabemolaly: Fary, takila 260] Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31