Teny iditra matoy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny voankazo tonga amin' ny fotoana tsara fihinanana azy
Mitovy hevitra: masaka
¶ Efa lehibe tonga taona
  [SLP 1986] masaka, antitra, matotra
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] mûr, mâture
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 21] Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
Teny nalaina 

Teny iditra matoy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] mafy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31