Teny iditra | maty amboa (maty, amboa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [Rajemisa 1985] | |
Mpitovy hevitra | resy amboa ~ velona amboa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |