Teny iditra | mavana (avana) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Mangala-mavo somary mena ¶ Tsara tarehy, mandefa taratra malefaka | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Mpanahaka | volo/colors/couleurs | ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mavana io | ||
Teny iditra | Mavana | ||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||
Mpanoratra | Ravalitera Nalisoa Jean | ||
Fanonta printy | 2019. Faribolana Sandratra. | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/24 |
![]() |