Teny iditra mavitribitrika (vitribitrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao
Mpitovy hevitra mavitrika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31