Teny iditra mavo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] vony vasobasoka: Tianao ve itỳ lopotra mavo itỳ raha hanaovana zipo?
¶ malotoloto: Mavo ery izany ranjonao izany fa andeha sasao,
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] any dull light color such as grey or tan
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] jaunâtre, gris brun, sale
  [Hallanger 1974] couleur clair jaunâtre, brunâtre, grisâtre
Sampanteny 
Mpanahaka  mavo loha ~ mavo mena ~ mavo tena ~ mavo vava ~ olona mavomavo
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 5] Manopy mavo sy milaingo mena toa hamony fahavaratra ny foto-manga midoroboka.
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny mavo ity (11)
Ambararatamavo
Ampasimavo
Andilamavo
  Andranomavo
Andranomavokely
Ankijanimavo
  Antanimavo
Bemavo
Jaomavo
  Mahamavo
Mavorano

Teny iditra mavo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] mosary lehibe
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] méprisé

Teny iditra mavo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] terme honorifique donné à la souveraine

Teny iditra mavô
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] masiso

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31