Teny iditra |
may
(hay)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
brûlure |
Sampanteny |
Ohatra | [Abinal 1888, takila 418]
Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
|
|
Teny iditra |
may
(hay)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885, Hallanger 1973]
on fire |
| [Richardson 1885]
burning |
| [Hallanger 1973]
burnt |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 418]
brûlé |
| [Hallanger 1974]
qui brûle |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
|
Teny iditra |
may
(hay)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
in a hurry, impatient |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 418, Hallanger 1974]
pressé |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | [Abinal 1888, takila 418]
May aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain)
|
|
Teny iditra |
may
(hay)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
¶ Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 418, Hallanger 1974]
embarrassé |
Ohatra | [Abinal 1888, takila 418]
May aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade)
|
|
Teny iditra |
may
 |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1969]
mety manao; mahazo manao; enga, anie |
|
Teny iditra |
May
 |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1969]
volana fahadimy amin' ny taona |
|