Teny iditra may volon-kelika (hay, volo, helika)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra may volon' orona ~ may volon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31