Teny iditra mehina (maika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritreretira milamina
Mitovy hevitra: laizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be urged to go faster; to be expedited; to be done in a hurry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay qu'on presse; qu'on fait à la hâte [1.8]
Haiendriteny 
mehina
mehiko
mehinao
mehiny
mehintsika
mehinay
mehinareo
mehin'
mehin-
mehim-
mehi-
nehina
nehiko
nehinao
nehiny
nehintsika
nehinay
nehinareo
nehin'
nehin-
nehim-
nehi-
hehina
hehiko
hehinao
hehiny
hehintsika
hehinay
hehinareo
hehin'
hehin-
hehim-
hehi-
meho

Fivaditsoratra menahy, mihena, mañehy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20