Teny iditra | mena | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | red [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | rouge [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Mpanahaka | menavava | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mena io | ||||||
Haianarantany | |||||||
Teny iditra | mena | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Soratr'omby | ||||||
Sary |
| ||||||
Teny iditra | mena | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] tezitra [Rakotosaona 1975] | ||||||
Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [Rajemisa 1985] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [Abinal 1888] | ||||||
Teny iditra | meña | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] mankany... [Rakotosaona 1975] | ||||||
Teny iditra | mena- | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe menaka | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Teny iditra | mena- | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe menatra | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Teny iditra | mena
![]() | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe mener | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/25 |
![]() |