Teny iditra menabe (mena, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] (taloha) Tany nankina mivantana amin' ny mpanjaka. (Jereo menakely)
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa 1966] terres du domaine royal, par opposition au Menakely, terres des seigneurs féodaux [...]
Mpanahaka  menakely

Teny iditra Menabe (mena, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa 1966] l'une des cinq grandes divisions du pays sakalava, située au nord du Fiherenana et au sud du Mailaka ... Le Menabe proprement dit est compris entre le Mangoky et la Tsiribihina [...]

Teny iditra Menabe (mena, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Toliara
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31