Teny iditra menamaso (mena, maso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anaram-borona karazana papelika
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 440, Rajemisa: Vakoka] espèce de caille
Voambolana 
Mpitovy hevitra kibobo ~ papelika
Teny nalaina 

Teny iditra mena-maso (menatra, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny nalaina 

Teny iditra Menamaso (henatra, maso)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the name given to the councilors of the second Radama.
Ohatra  [Rasamuel: Zanakantitra] toy izany koa i Rainizanamanga i Menamaso.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31