Teny iditra | miabily (abily) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? ¶ Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra ¶ Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be in a base condition. Almost obsolete. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |