Teny iditra |
miadaladala
(adaladala (adala))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana ¶ Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
|
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
miadaladalà
(adaladala (adala))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadaladala
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
|
|