Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc.
Haiendriteny 
miafana
niafana
hiafana
miafana

Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena
¶ Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra
Haiendriteny 
miafana
niafana
hiafana
Mpitovy hevitra miafa
Ohatra  [Rajemisa 1985] Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako

Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31