Teny iditra | miahona (ahona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to halt, to cease, to stand falteringly, to hesitate, to leave off. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | miahòna (ahona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahona | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |