|
|
|
|

Entrée miahy (ahy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty [1.1]
Explications en anglais To be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others. [1.2]
 To take care of; to worry, to be suspicious [1.7]
Explications en français être le soutien [1.3, 1.8]
 Avoir soin [1.3]
 S'occuper de; avoir des soucis [1.8]
Exemples 
1Miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille) [1.3]
2Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [1.3]
3Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na ataon-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [2.470]
Morphologie 
Présent : miahy
Passé : niahy
Futur : hiahy
Impératif : miahia

Mis à jour le 2023/01/20