Teny iditra miakatra (akatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
¶ Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to ascend, to go up, to mount up.
  [Hallanger 1973] to go up; to enter
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] monter; entrer
Haiendriteny 
miakatra
niakatra
hiakatra
miakara
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05