Teny iditra miala (ala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
¶ Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
¶ Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
¶ Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
¶ Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to go out, to retire, to go away, to leave.
  [Hallanger 1973] to leave, to go away
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] partir, quitter un lieu
Haiendriteny 
miala
niala
hiala
mialà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 181] Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina...
2 [Andraina: Mitaraina, takila 76] Hiala ihany koa anefa aty aoriana.
Teny nalaina 

Teny iditra mialà (ala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31