Teny iditra | miala aina (ala, aina) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | eo amin' ny fotoana ahafatesana [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | to die, to expire, to cease to breathe. [Richardson 1885] | |
to die [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | mourir [Hallanger 1974] | |
Ohatra | Efa miala aina izy, nefa mbola nahateny ihany [Rajohanesa: Kintana] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |