Teny iditra | miala janona (ala, janona) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | miato kely eo am-panaovan-draharaha iray [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | to rest after exertion, to recruit one's strength. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |