Teny iditra |
mialakaforo
(alakaforo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mikiribiby: Mialakaforo izy raha manao zavatra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be desperate on account of abject poverty; to be stubborn or inflexible, as a criminal who has lost all hope. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | s'opiniâtrer, persister: Mialakafora ao an-trano izy raha mitaky vola (Il reste opiniâtrement dans la maison lorsqu'il réclame une dette) [Abinal 1888]
|
Haiendriteny |
mialakaforo
| |
nialakaforo
| |
hialakaforo
| |
|
|