Teny iditra | miala londona (ala, londona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | ilazana ny zavamaniry mihintsam-boninkazo mba hiforonan' ny voany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||||||||||||||
Teny iditra | miala londona (ala, londona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to become free from matter and swelling in the eyes, said of an infantile disease. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |