Teny iditra miala maina (ala, maina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy nahomby tamin' izay natao [Rajemisa 1985]
Ohatra Dia niala maina teo ny mpamadrika. [Andraina: Mitaraina, takila 77]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31