Teny iditra mialanalana (alanalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mihataka, tsy mikasika, mitokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin' io raharaha io
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to wait for the appearance of the other party in a trial.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] s'isoler, être isolé ou mis de côté; être neutre
Haiendriteny 
mialanalana
nialanalana
hialanalana
mialanalàna

Teny iditra mialanalàna (alanalana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mialanalana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31