Teny iditra | miala rivotra (ala, rivotra) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | mihataka amin' ny rivotra iainana andavanandro -- miala amin' ny trano fonenana misy mosavy nataon' olona [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | to take exercise for the purpose of getting fresh air. [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |