Teny iditra | mialikalìka (alikalìka (alìka)) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao toetra na fiainan' alika, ratsy toetra, ratsy fiaina [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Teny iditra | mialikalika (alikalika (alika)) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miangentsangentsana, sarotsarotiny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be too familiar with others, to assume impertinent airs. [Richardson 1885] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |