Teny iditra | miambakambaka (ambakambaka (ambaka)) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakambaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Tsipelina hafa | miambakavaka | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |