Teny iditra miampanga (ampanga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny
¶ Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to accuse, to charge.
  [Hallanger 1973] to accuse
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] accuser, dénoncer
Haiendriteny 
miampanga
niampanga
hiampanga
miampangà

Teny iditra miampangà (ampanga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miampanga [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31