Teny iditra | mianaka (anaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka ¶ Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-dreny sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha ianareo mianaka hoy Rakoto tamin' ilay mpampianatra sy mpianatra niaraka taminy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | used in speaking of parent (father or mother) and child. If there are two or more children with the parent, the word telo, etc., is added, as telo mianaka, etc. [Richardson 1885] | ||||||||||||
to be together as parent(s) and child(ren) ¶ tèlo mìanaka: parents and one child; and so on according to the number of the children [Hallanger 1973] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être parents et fils [Rajemisa: Vakoka] | ||||||||||||
parents et enfants (s) ensemble, ¶ tèlo miànaka: parents et un enfant; et ainsi de suite selon le nombre d'enfants [Hallanger 1974] | |||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mianaka io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |