Entrée | 1 mianatra (anatra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Vocabulaire |
3 Education |
Explications en malgache |
4 Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva 5 Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1] |
Explications en anglais |
6 to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2] 7 to learn; to imitate; to go to school [1.7] |
Explications en français |
8 apprendre; aller à l'école; imiter [1.8] |
Exemples |
9 Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472] 10 Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471] |
Morphologie |
|
Titres |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mianatra |
Anagrammes | 18 maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitarana, mitaraña |
Mis à jour le 2023/01/20 |