Teny iditra | miandry tafika | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | to wait for the birth of a child [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | attendre la naissance d'un enfant [Hallanger 1974] | |
Mpitovy hevitra | miandry vohoka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |