|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miangona (angona)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
4  Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
5  Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1]
Explications en anglais  6  to assemble, to congregate [1.2]
Explications en français  7  se réunir, s'assembler [1.3]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  mianna (angona)
Partie du discours  13  impératif du verbe actif miangona
Tableaux et planches  14  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  15  amingano, manaingo, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongana, miongàna, mongaina, amingano, manaingo, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongana, miongàna, mongaina

Mis à jour le 2023/01/20