Teny iditra |
miangona
(angona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona ¶ Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano ¶ Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to assemble, to congregate [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | se réunir, s'assembler [Abinal 1888]
|
Haiendriteny |
|
|
Teny iditra |
miangòna
(angona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangona
|
|