Teny iditra miantsavily (antsavily (savily (vily)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin' ny varavaran' ny fiarambahoaka
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 56] se balancer à l’escarpolette, se balancer en se tenant suspendu
Haiendriteny 
miantsavily
niantsavily
hiantsavily
miantsavilia

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/12