Entrée | miantso (antso) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera? Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2] | ||||||||
To call; to summon; to call out [1.7] | |||||||||
Explications en français | Appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8] | ||||||||
Appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | manaika ~ manofa ~ mikohona ~ mihatsy ~ manatsimaso ~ mikoka ~ mikohokoho ~ manesiesy ~ mikahankahana | ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot miantso | ||||||||
Anagrammes | miantso, mitsano, santimo, somanty |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |