Teny iditra miaritra (aritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
¶ Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to endure, to sustain, to bear with, to bear.
  [Hallanger 1973] to endure, to suffer
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] supporter, endurer
Haiendriteny 
miaritra
niaritra
hiaritra
miareta
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 46] Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31