Teny iditra | miato (ato) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mijanona kely eo antenatenan' ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to stop, to stay, to detain. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to stop for a while [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | s'arrêter [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |