Teny iditra | miatrana (atrana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | cocked, ready. [Richardson 1885] | |
Ohatra | na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. [Andraina: Mitaraina, takila 229] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |