Teny iditra | miava (ava) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] misoroka: Kely asa ka miava vorondra (tsy manana asa ka misoroka tanimbomanga) [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
[Tanosy] misoroka ahitra [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan' ny voly [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to weed ¶ fig. to clear away anything bad, to purify. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to weed a field [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | sarcler [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | miavà (ava) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miava | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |