Teny iditra miavona (avona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] être orgueilleux, fier
  [Abinal 1888] être dédaigneux
  [Abinal 1888] faire le délicat, la petite bouche
Haiendriteny 
miavona
niavona
hiavona
miavòna
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Fox: Hainteny, laharana 316]
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?

2 [Andriamalala: Taolambalo, takila 50] Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe:

Teny iditra miavòna (avona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31