Teny iditra | mibaboka (baboka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to lie prostrate, to fall prostrate [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Être prosterné, demander pardon [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
se prosterner, se soumettre; avouer tout [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mibaboka io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |