Teny iditra mibararàka (bararàka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza rano na loa mandeha be dia be na mibosasaka avy amin' ny vava
Mitovy hevitra: mibosasaka ~ migorodana ~ migororoana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to vomit violently [Richardson 1885]
Voambolana 
Haiendriteny 
mibararàka
nibararàka
hibararàka

Teny iditra mibararàka (bararàka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mifantsitsitra be [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to gush forth violently, to flow out. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31